Eksodosy 26:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary manaova faraingo varahina+ dimampolo, ka ampidiro eo amin’ireo vona, mba hanakambanana an’ireo fitambaran-damba ho lamba iray ihany.+
11 Ary manaova faraingo varahina+ dimampolo, ka ampidiro eo amin’ireo vona, mba hanakambanana an’ireo fitambaran-damba ho lamba iray ihany.+