Eksodosy 26:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia manaova rafitra roa ho andry eo amin’ny zorony roa, eo amin’ny lamosin’ny tranolay.+