Eksodosy 25:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary manaova bao filanjana amin’ny hazo akasia ka petaho takela-bolamena.+ 2 Tantara 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Lava anefa ireo bao ka tazana ny tendrony raha avy teo amin’ny Masina, teo anoloan’ny efitra anatiny indrindra, fa tsy tazana kosa avy tany ivelany. Ary mbola ao ireo mandraka androany.+
9 Lava anefa ireo bao ka tazana ny tendrony raha avy teo amin’ny Masina, teo anoloan’ny efitra anatiny indrindra, fa tsy tazana kosa avy tany ivelany. Ary mbola ao ireo mandraka androany.+