Eksodosy 35:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 ny latabatra+ sy ny bao filanjana azy mbamin’ny fitaovany rehetra ary ny mofo aseho;+ Eksodosy 40:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary ento ao amin’ny tranolay ny latabatra,+ ka alaharo izay tokony hatao eo amboniny. Ento ao koa ny fitoeran-jiro,+ ary areheto ny jirony.+
4 Ary ento ao amin’ny tranolay ny latabatra,+ ka alaharo izay tokony hatao eo amboniny. Ento ao koa ny fitoeran-jiro,+ ary areheto ny jirony.+