Eksodosy 25:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Hazo akasia no hanaovanao ireo bao, ka hopetahanao takela-bolamena. Ireo no hilanjana an’ilay latabatra.+
28 Hazo akasia no hanaovanao ireo bao, ka hopetahanao takela-bolamena. Ireo no hilanjana an’ilay latabatra.+