Eksodosy 30:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia amboary ho emboka manitra izany,+ ho zava-manitra mifangaro toy izay ataon’ny mpanamboatra menaka fanosorana, eny, zava-manitra misy sira+ sy madio, ary ho zava-masina. Salamo 141:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Enga anie ny vavaka ataoko ka ho voaomana tsara toy ny emboka manitra+ eo anatrehanao,+Ary ny fanandratako ny tanako ho toy ny fanatitra varimbazaha fanolotra takariva!+ Apokalypsy 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary rehefa noraisin’ny Zanak’ondry ilay horonam-boky, dia niankohoka teo anatrehany ny zavamananaina efatra sy ny anti-panahy+ efatra amby roapolo, izay samy nanana harpa+ sy vilia volamena feno emboka manitra. Tsy inona ilay emboka manitra+ fa ny vavaky+ ny olona masina.
35 Dia amboary ho emboka manitra izany,+ ho zava-manitra mifangaro toy izay ataon’ny mpanamboatra menaka fanosorana, eny, zava-manitra misy sira+ sy madio, ary ho zava-masina.
2 Enga anie ny vavaka ataoko ka ho voaomana tsara toy ny emboka manitra+ eo anatrehanao,+Ary ny fanandratako ny tanako ho toy ny fanatitra varimbazaha fanolotra takariva!+
8 Ary rehefa noraisin’ny Zanak’ondry ilay horonam-boky, dia niankohoka teo anatrehany ny zavamananaina efatra sy ny anti-panahy+ efatra amby roapolo, izay samy nanana harpa+ sy vilia volamena feno emboka manitra. Tsy inona ilay emboka manitra+ fa ny vavaky+ ny olona masina.