1 Samoela 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary ny zanakalahin’i Ely dia olona tsy manjary,+ sady tsy niraharaha an’i Jehovah.+ Jaona 16:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary hitranga izany, satria mbola tsy fantany na ny Ray na izaho.+ 2 Tesalonianina 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 ao amin’ny afo midedadeda, amin’ny fotoana hamaliany+ an’izay tsy mahalala an’Andriamanitra+ sy izay tsy mankatò+ ny vaovao tsara momba an’i Jesosy Tompontsika.+
8 ao amin’ny afo midedadeda, amin’ny fotoana hamaliany+ an’izay tsy mahalala an’Andriamanitra+ sy izay tsy mankatò+ ny vaovao tsara momba an’i Jesosy Tompontsika.+