Eksodosy 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Izaho anefa mahafantatra fa tsy hamela anareo handeha ny mpanjakan’i Ejipta, raha tsy hampiasana hery.+ Eksodosy 7:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary izaho hamela an’i Farao hikiribiby amin’ny heviny,*+ ka hampitomboiko tokoa ny isan’ny famantarana sy fahagagana hataoko eo amin’ny tany Ejipta.+
19 Izaho anefa mahafantatra fa tsy hamela anareo handeha ny mpanjakan’i Ejipta, raha tsy hampiasana hery.+
3 Ary izaho hamela an’i Farao hikiribiby amin’ny heviny,*+ ka hampitomboiko tokoa ny isan’ny famantarana sy fahagagana hataoko eo amin’ny tany Ejipta.+