-
Eksodosy 27:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 “Ny vavahadin’ny tokotany dia misy lamba fanakonana mirefy roapolo hakiho, ka mpanenona no hanao izany amin’ny kofehy manga, sy volonondry nolokoana volomparasy somary mena, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara.+ Ary misy andry efatra sy faladiany efatra hitsatohan’ny andry koa eo amin’ilay vavahady.+
-