Nomery 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Ampanatony ny fokon’i Levy,+ ka asaivo mijoro eo anatrehan’i Arona mpisorona, mba hanampy+ azy. Nomery 4:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 dia ny telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona,+ izany hoe izay rehetra hanao ny fanompoana mafy sy ny fitondrana entana ao amin’ny tranolay fihaonana,+
47 dia ny telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona,+ izany hoe izay rehetra hanao ny fanompoana mafy sy ny fitondrana entana ao amin’ny tranolay fihaonana,+