FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Raha misy olona* tsy mendri-pitokisana ka manota tsy nahy amin’ny zava-masin’i Jehovah,+ dia hitondra ondrilahy tsy misy kilema ho an’i Jehovah izy, ho fanatitra noho ny heloka.+ Tokony ho sekely*+ volafotsy, araka ny sekelin’ny toerana masina, no hanombanana ny vidin’ilay ondry hatao fanatitra noho ny heloka.

  • Levitikosy 27:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 dia sekely volafotsy dimampolo, araka ny sekelin’ny toerana masina, no vidiny anombanana azy raha lehilahy roapolo taona ka hatramin’ny enimpolo taona,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara