Eksodosy 12:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Ary niala tao Ramesesa+ mba ho any Sokota+ ny zanak’Israely, dia vatan-dehilahy enina hetsy nandeha an-tongotra, ankoatra ny zaza madinika.+ Nomery 1:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 eny, izay rehetra voasoratra anarana, dia dimampolo sy dimanjato sy telo arivo sy enina hetsy.+
37 Ary niala tao Ramesesa+ mba ho any Sokota+ ny zanak’Israely, dia vatan-dehilahy enina hetsy nandeha an-tongotra, ankoatra ny zaza madinika.+