6 “Ary kofehy volamena, sy kofehy manga, sy volonondry volomparasy somary mena, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara no hanaovan’izy ireo ny efoda, izay asan’ny mpanao peta-kofehy.+
7 Ary nampanaoviny an’i Arona ny akanjo lava,+ sy ny fehikibo lamba,+ sy ny akanjo ivelany tsy misy tanany,+ ary ny efoda.+ Nampanaoviny azy koa ny fehikibon’ny+ efoda, ka io no nangejany ny efoda hipetaka tsara taminy.