Eksodosy 28:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary ny laharana fahefatra dia krizolita+ sy oniksa+ ary jady. Ao anaty tranom-bato volamena ireo vato ireo, fa ny tranom-bato kosa mitsatoka ao anaty fitoerany avy.+
20 Ary ny laharana fahefatra dia krizolita+ sy oniksa+ ary jady. Ao anaty tranom-bato volamena ireo vato ireo, fa ny tranom-bato kosa mitsatoka ao anaty fitoerany avy.+