Eksodosy 28:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary ireo vato dia tokony ho araka ny anaran’ny zanak’Israely, eny, araka ny anaran’izy roa ambin’ny folo.+ Atao sokitra toy ny fanao amin’ny tombo-kase ny anarana eo amin’ny vato tsirairay, ho an’ireo foko roa ambin’ny folo.+
21 Ary ireo vato dia tokony ho araka ny anaran’ny zanak’Israely, eny, araka ny anaran’izy roa ambin’ny folo.+ Atao sokitra toy ny fanao amin’ny tombo-kase ny anarana eo amin’ny vato tsirairay, ho an’ireo foko roa ambin’ny folo.+