Eksodosy 28:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Mbola manaova koa mason-drojo volamena roa, ka asio iray avy ny lamban-tsoroka roa amin’ny efoda. Ataovy eny ambany eo anoloana izany, eo akaikin’izay itambaran’ny efoda eo ambonin’ny fehikibony.+
27 Mbola manaova koa mason-drojo volamena roa, ka asio iray avy ny lamban-tsoroka roa amin’ny efoda. Ataovy eny ambany eo anoloana izany, eo akaikin’izay itambaran’ny efoda eo ambonin’ny fehikibony.+