Eksodosy 28:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary ny saron-tratra dia hafatotra amin’ny kofehy manga, avy eo amin’ny mason-drojon’ny saron-tratra mankeo amin’ny mason-drojon’ny efoda, mba ho eo ambonin’ny fehikibon’ny efoda foana ny saron-tratra, ka tsy hihetsika eo ambonin’ny efoda.+
28 Ary ny saron-tratra dia hafatotra amin’ny kofehy manga, avy eo amin’ny mason-drojon’ny saron-tratra mankeo amin’ny mason-drojon’ny efoda, mba ho eo ambonin’ny fehikibon’ny efoda foana ny saron-tratra, ka tsy hihetsika eo ambonin’ny efoda.+