Eksodosy 28:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Asio lavaka eo afovoany hidiran’ny loha. Tokony hasiana sisiny vita tenona ny manodidina an’ilay lavaka. Toy ny vozon’ny akanjo vy fiarovan-tratra no hanaovana azy, mba tsy haharovitra azy.+
32 Asio lavaka eo afovoany hidiran’ny loha. Tokony hasiana sisiny vita tenona ny manodidina an’ilay lavaka. Toy ny vozon’ny akanjo vy fiarovan-tratra no hanaovana azy, mba tsy haharovitra azy.+