Eksodosy 30:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia amboary ho emboka manitra izany,+ ho zava-manitra mifangaro toy izay ataon’ny mpanamboatra menaka fanosorana, eny, zava-manitra misy sira+ sy madio, ary ho zava-masina.
35 Dia amboary ho emboka manitra izany,+ ho zava-manitra mifangaro toy izay ataon’ny mpanamboatra menaka fanosorana, eny, zava-manitra misy sira+ sy madio, ary ho zava-masina.