Eksodosy 28:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mitenena amin’izay manan-talenta rehetra efa nofenoiko fanahin’ny fahendrena.+ Ary aoka izy ireo hanamboatra ny fitafian’i Arona mba hanamasinana azy, ka hanaovany ny asan’ny mpisorona eo anatrehako.+
3 Mitenena amin’izay manan-talenta rehetra efa nofenoiko fanahin’ny fahendrena.+ Ary aoka izy ireo hanamboatra ny fitafian’i Arona mba hanamasinana azy, ka hanaovany ny asan’ny mpisorona eo anatrehako.+