Eksodosy 25:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia apetraho eo ambonin’ilay Vata ny sarony,+ ary ataovy ao anatin’ilay Vata ireo takela-bato izay homeko anao ho vavolombelona.
21 Dia apetraho eo ambonin’ilay Vata ny sarony,+ ary ataovy ao anatin’ilay Vata ireo takela-bato izay homeko anao ho vavolombelona.