Nomery 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hiditra i Arona sy ireo zanany lahy rehefa hiainga ny toby, ka hampidina ny ridao fanakonana,+ ary iny no hanaronany ny Vata+ misy ny tenin’ny vavolombelona. Hebreo 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa tao ambadik’ilay ridao+ faharoa kosa no nisy ilay efitra nantsoina hoe “ny Masina Indrindra.”+ Hebreo 10:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Izany lalana izany no nosantariny ho antsika ho lalam-baovao sy velona izay mamaky eo amin’ilay ridao,+ izany hoe ny nofony.+
5 Hiditra i Arona sy ireo zanany lahy rehefa hiainga ny toby, ka hampidina ny ridao fanakonana,+ ary iny no hanaronany ny Vata+ misy ny tenin’ny vavolombelona.
20 Izany lalana izany no nosantariny ho antsika ho lalam-baovao sy velona izay mamaky eo amin’ilay ridao,+ izany hoe ny nofony.+