Eksodosy 30:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Anamboary menaka masina fanosorana ireo, dia menaka mifangaro toy ny ataon’ny mpanamboatra menaka fanosorana.+ Ho menaka masina fanosorana izany.+ Hebreo 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tianao ny fahamarinana, fa halanao ny fandikan-dalàna. Izany no nahatonga an’Andriamanitra, izay Andriamanitrao, hanosotra+ anao menaka fifaliana mihoatra noho ireo namanao.”+
25 Anamboary menaka masina fanosorana ireo, dia menaka mifangaro toy ny ataon’ny mpanamboatra menaka fanosorana.+ Ho menaka masina fanosorana izany.+
9 Tianao ny fahamarinana, fa halanao ny fandikan-dalàna. Izany no nahatonga an’Andriamanitra, izay Andriamanitrao, hanosotra+ anao menaka fifaliana mihoatra noho ireo namanao.”+