30 Dia nakan’i Mosesy ny menaka masina fanosorana+ sy ny ra teo ambony alitara, ka nafafiny tamin’i Arona sy ny fitafiany, sy tamin’ny zanany lahy sy ny fitafian’ireo. Toy izany no nanamasinany+ an’i Arona sy ny fitafiany, ary ny zanany lahy+ sy ny fitafian’ireo.