13 Eny, manao fifanekena aminy aho fa ho azy sy ny taranany mandimby azy+ ny asa fisoronana, mandritra ny fotoana tsy voafetra. Tsy nilefitra mantsy izy rehefa nisy nivadika tamin’Andriamaniny.+ Nanao fandrakofam-pahotana ho an’ny zanak’Israely izy tamin’izany.’”+