7Rehefa voatsangan’i Mosesy ny tranolay,+ dia nohosorany+ sy nohamasininy tamin’iny andro iny ihany ny tranolay sy ny kojakojany rehetra, mbamin’ny alitara sy ny fitaovany rehetra. Koa nohosorany sy nohamasininy ireny.+
15 Tamin’ilay andro nananganana ny tranolay,+ dia nanarona ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona ny rahona.+ Fa zavatra toy ny afo+ kosa no teo ambonin’ny tranolay rehefa takariva, mandra-paharainan’ny andro.