Hebreo 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa tao ambadik’ilay ridao+ faharoa kosa no nisy ilay efitra nantsoina hoe “ny Masina Indrindra.”+ Hebreo 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Manana fahasahiana hiditra+ eo amin’ilay lalana mankao amin’ny toerana masina+ isika, ry rahalahy, noho ny ran’i Jesosy.
19 Manana fahasahiana hiditra+ eo amin’ilay lalana mankao amin’ny toerana masina+ isika, ry rahalahy, noho ny ran’i Jesosy.