7 “Ary i Arona dia handoro emboka manitra+ mba hidona-tsetroka eo ambonin’ilay alitara.+ Hodorany isa-maraina izany mba hidona-tsetroka, rehefa manomana ny jiro izy.+
35 Dia amboary ho emboka manitra izany,+ ho zava-manitra mifangaro toy izay ataon’ny mpanamboatra menaka fanosorana, eny, zava-manitra misy sira+ sy madio, ary ho zava-masina.