Eksodosy 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary efa tonga atỳ amiko ny fitarainan’ny zanak’Israely, sady hitako ny fampahorian’ny Ejipsianina azy.+
9 Ary efa tonga atỳ amiko ny fitarainan’ny zanak’Israely, sady hitako ny fampahorian’ny Ejipsianina azy.+