Eksodosy 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary tamin’izany andro izany, rehefa nihalehibe i Mosesy, dia nivoaka ho any amin’ireo rahalahiny ka nahita fa noterena hiasa mafy izy ireo.+ Dia nahita Ejipsianina namely Hebreo anankiray, izay anisan’ny rahalahiny, izy.+ Asan’ny Apostoly 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Raha vao nahita anankiray nampiharana ny tsy rariny izy, dia niaro sy namaly faty an’ilay nampahorina, ka namono nahafaty an’ilay Ejipsianina.+
11 Ary tamin’izany andro izany, rehefa nihalehibe i Mosesy, dia nivoaka ho any amin’ireo rahalahiny ka nahita fa noterena hiasa mafy izy ireo.+ Dia nahita Ejipsianina namely Hebreo anankiray, izay anisan’ny rahalahiny, izy.+
24 Raha vao nahita anankiray nampiharana ny tsy rariny izy, dia niaro sy namaly faty an’ilay nampahorina, ka namono nahafaty an’ilay Ejipsianina.+