Salamo 105:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia nataon’Andriamanitra maro be ny olony,+Sady nataony nahery noho ny fahavalony.+ Salamo 105:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Faly i Ejipta rehefa lasa izy ireo,Satria natahotra mafy azy ireo ny Ejipsianina.+