Genesisy 17:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Ary hotanterahiko ilay fifanekena ataoko aminao+ sy ny taranakao handimby anao ary ny taranany fara mandimby, ho fifanekena mandritra ny fotoana tsy voafetra,+ ka dia ho Andriamanitrao sy ny taranakao handimby anao aho.+
7 “Ary hotanterahiko ilay fifanekena ataoko aminao+ sy ny taranakao handimby anao ary ny taranany fara mandimby, ho fifanekena mandritra ny fotoana tsy voafetra,+ ka dia ho Andriamanitrao sy ny taranakao handimby anao aho.+