Eksodosy 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nandritra izany fotoana izany, dia nisy lehilahy iray avy amin’ny ankohonan’i Levy, nandeha naka vady ny zanakavavin’i Levy.+ Nomery 26:59 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 59 Ary ny anaran’ny vadin’i Amrama dia Jokebeda,+ zanakavavin’i Levy izay naterany tany Ejipta. I Jokebeda kosa niteraka an’i Arona sy Mosesy ary Miriama+ anabaviny, izay samy naterany tamin’i Amrama.
2 Nandritra izany fotoana izany, dia nisy lehilahy iray avy amin’ny ankohonan’i Levy, nandeha naka vady ny zanakavavin’i Levy.+
59 Ary ny anaran’ny vadin’i Amrama dia Jokebeda,+ zanakavavin’i Levy izay naterany tany Ejipta. I Jokebeda kosa niteraka an’i Arona sy Mosesy ary Miriama+ anabaviny, izay samy naterany tamin’i Amrama.