Eksodosy 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary ny Ejipsianina rehetra nandeha nandavaka teny amin’ny manodidina ny Reniranon’i Neily mba hahazoana rano hosotroina, satria tsy afaka nisotro rano avy tao amin’ny Reniranon’i Neily mihitsy izy ireo.+
24 Ary ny Ejipsianina rehetra nandeha nandavaka teny amin’ny manodidina ny Reniranon’i Neily mba hahazoana rano hosotroina, satria tsy afaka nisotro rano avy tao amin’ny Reniranon’i Neily mihitsy izy ireo.+