Eksodosy 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mandalova eo anatrehan’ny vahoaka,+ ka makà vitsivitsy amin’ny anti-panahin’ny Israely hiaraka aminao. Ary ataovy an-tanana ny tehinao, ilay nikapohanao ny Reniranon’i Neily,+ ka mandehana.
5 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mandalova eo anatrehan’ny vahoaka,+ ka makà vitsivitsy amin’ny anti-panahin’ny Israely hiaraka aminao. Ary ataovy an-tanana ny tehinao, ilay nikapohanao ny Reniranon’i Neily,+ ka mandehana.