FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 41:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 I Jehovah hiaro azy sy hitsimbina ny ainy.+

      Hambara ho sambatra izy eto an-tany.+

      Tsy hanolotra azy eo an-tanan’ny fahavalony mihitsy ianao.+

  • Ohabolana 11:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Mahazo karama amin’izay tsy nisasarany ny ratsy fanahy,+ fa tena karama kosa no azon’izay mamafy fahamarinana.+

  • Ohabolana 19:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Izay miantra ny mahantra dia mampisambotra an’i Jehovah,+ ary Izy no hanonitra an’izay nafoin’ilay olona.+

  • Mpitoriteny 8:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Na dia manao ratsy injato aza ny mpanota,+ sady ela velona ka manao izay tiany, dia fantatro kosa fa ho tsara fiafara ireo matahotra an’Andriamanitra,+ satria natahotra Azy.+

  • Isaia 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Lazao hoe hahita soa ny olo-marina,+ satria hihinana ny vokatry ny asany izy.+

  • Lioka 1:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Hatramin’ny taranaka fara mandimby ny famindram-pony, dia amin’izay matahotra azy.+

  • Hebreo 6:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Andriamanitra mantsy tsy mba tsy marina ka hanadino izay nataonareo, sy ny fitiavana nasehonareo ho an’ny anarany,+ tamin’ny nikarakaranareo sady mbola ikarakaranareo ny olona masina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara