12 Dia hoy Andriamanitra: “Izaho no homba anao!+ Ary izao no famantarana hahalalanao fa izaho no naniraka anao:+ Hanompo an’ilay tena Andriamanitra eto amin’ity tendrombohitra+ ity ianareo, rehefa tafavoakanao avy any Ejipta ny vahoaka.”
5Ary taorian’izay, dia nankao amin’i Farao i Mosesy sy Arona ka niteny taminy hoe:+ “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Alefaso ny oloko, mba hankalaza fety ho ahy any an-tany efitra.’”+