Salamo 107:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Fa arovany kosa ny mahantra mba tsy ho azom-pahoriana,+Ary ataony lasa fianakaviambe toy ny andiam-biby fiompy.+ Salamo 127:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Lova avy amin’i Jehovah ny zanaka maro,+Ary valisoa ny aloaky ny kibo.+
41 Fa arovany kosa ny mahantra mba tsy ho azom-pahoriana,+Ary ataony lasa fianakaviambe toy ny andiam-biby fiompy.+