Eksodosy 9:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary niala teo amin’i Farao i Mosesy, dia nankany ivelan’ny tanàna ka namelatra ny tanany tamin’i Jehovah. Koa nijanona ny kotroka sy ny havandra, ary tsy nisy orana nilatsaka intsony tamin’ny tany.+ Jakoba 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa aoka àry ianareo hifampiaiky heloka+ imasoimaso, ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo.+ Misy heriny lehibe sady tena misy vokany ny fitalahoan’ny olo-marina.+
33 Ary niala teo amin’i Farao i Mosesy, dia nankany ivelan’ny tanàna ka namelatra ny tanany tamin’i Jehovah. Koa nijanona ny kotroka sy ny havandra, ary tsy nisy orana nilatsaka intsony tamin’ny tany.+
16 Koa aoka àry ianareo hifampiaiky heloka+ imasoimaso, ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo.+ Misy heriny lehibe sady tena misy vokany ny fitalahoan’ny olo-marina.+