Eksodosy 4:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa hoy aho aminao: Alefaso ny zanako hanompo ahy. Fa raha mandà tsy handefa azy ianao, dia hovonoiko ny zanakao, dia ny zanakao lahimatoa.”’”+ Eksodosy 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa raha mbola tsy mety mandefa azy ihany ianao, dia hasiako sahona ny taninao rehetra.+ Salamo 68:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hotorotoroin’Andriamanitra ny lohan’ny fahavalony,+Dia ny tampon-dohan’izay mikiry amin’ny helony.+ Ohabolana 6:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa hamely azy tampoka ny loza.+ Ho torotoro avy hatrany izy ka tsy ho sitrana intsony.+
23 Koa hoy aho aminao: Alefaso ny zanako hanompo ahy. Fa raha mandà tsy handefa azy ianao, dia hovonoiko ny zanakao, dia ny zanakao lahimatoa.”’”+
21 Hotorotoroin’Andriamanitra ny lohan’ny fahavalony,+Dia ny tampon-dohan’izay mikiry amin’ny helony.+