Eksodosy 8:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary hataoko miavaka amin’ny vahoakanao ny vahoakako.+ Rahampitso izany famantarana izany no hitranga.”’” Salamo 76:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hataony tsinontsinona ny reharehan’ny mpitarika,+Ary atahoran’ny mpanjakan’ny tany izy.+
23 Ary hataoko miavaka amin’ny vahoakanao ny vahoakako.+ Rahampitso izany famantarana izany no hitranga.”’”