Genesisy 11:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nifampiresaka izy ireo hoe: “Andao isika hanao biriky ka handoro izany ao anaty lafaoro.” Koa biriky no nataony solom-bato, ary godorao no nataony solon-drihitra.+ Genesisy 19:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia nitazana an’i Sodoma sy Gomora ary ilay faritra manontolo izy, ka nahita setroka be niakatra avy teo amin’ilay tany, toy ny setroky ny lafaoro fandoroana biriky.+
3 Dia nifampiresaka izy ireo hoe: “Andao isika hanao biriky ka handoro izany ao anaty lafaoro.” Koa biriky no nataony solom-bato, ary godorao no nataony solon-drihitra.+
28 Dia nitazana an’i Sodoma sy Gomora ary ilay faritra manontolo izy, ka nahita setroka be niakatra avy teo amin’ilay tany, toy ny setroky ny lafaoro fandoroana biriky.+