Eksodosy 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary lazao aminy hoe: ‘Efa naniraka ahy tatỳ aminao i Jehovah Andriamanitry ny Hebreo,+ ka niteny hoe: “Alefaso ny oloko hanompo ahy any an-tany efitra.”+ Tsy nankatò anefa ianao hatramin’izao.
16 Ary lazao aminy hoe: ‘Efa naniraka ahy tatỳ aminao i Jehovah Andriamanitry ny Hebreo,+ ka niteny hoe: “Alefaso ny oloko hanompo ahy any an-tany efitra.”+ Tsy nankatò anefa ianao hatramin’izao.