Salamo 78:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Nomeny hohanin’ny kalalao ny vokatry ny taniny,Ary nomeny hohanin’ny valala izay nisasarany.+ Salamo 105:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Niteny izy ka tonga ny valala,+Dia zana-balala tsy tambo isaina,+ Ohabolana 30:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 ny valala+ dia tsy manana mpanjaka, nefa manao andiany maro izy rehetra rehefa miainga,+ Joela 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Izay sisa tsy lanin’ny fanday dia nohanin’ny valala,+ ary izay sisa tsy lanin’ny valala indray nohanin’ny zana-balala mbola tsy ary elatra, ary izay sisa tsy lanin’ny zana-balala kosa nohanin’ny kalalao.+
4 Izay sisa tsy lanin’ny fanday dia nohanin’ny valala,+ ary izay sisa tsy lanin’ny valala indray nohanin’ny zana-balala mbola tsy ary elatra, ary izay sisa tsy lanin’ny zana-balala kosa nohanin’ny kalalao.+