FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 41:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary nisy salohim-barimbazaha fito hafa koa nipoitra, izay mahia sady main’ny rivotra avy any atsinanana.+

  • Eksodosy 14:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia natsotran’i Mosesy teo ambonin’ny ranomasina ny tanany.+ Ary rivo-mahery avy any atsinanana, izay nitsoka nandritra ny alina manontolo, no nentin’i Jehovah nampihemotra ny ranomasina. Dia novany ho tany maina ny fanambanin’ny ranomasina,+ ka nisaraka ny rano.+

  • Salamo 78:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Nataony nifofofofo teny amin’ny lanitra ny rivotra avy any atsinanana,+

      Ary nampisy rivotra mitsoka avy any atsimo izy noho ny heriny.+

  • Jona 4:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary nampisy rivotra mahamay avy any atsinanana+ koa Andriamanitra, raha vao niposaka ny masoandro. Dia nodanihin’ny hainandro ny lohan’i Jona, ka saika safotra+ mihitsy izy. Koa nangataka ny ho faty izy, sady namerimberina hoe: “Aleoko maty toy izay velona.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara