1 Mpanjaka 8:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 ary mamelà ny heloky+ ny olonao izay nanota+ taminao sy ny fahadisoana+ rehetra nataony taminao.+ Ataovy miantra+ azy ny mpamabo azy ka hangoraka azy, Salamo 106:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Dia nataony lasa niantra azyIzay rehetra namabo azy.+ 1 Petera 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Farany, miraisa saina+ ianareo rehetra ka miaraha ory, mifankatiava tahaka ny mpirahalahy, manàna fangorahana,+ manetre tena,+
50 ary mamelà ny heloky+ ny olonao izay nanota+ taminao sy ny fahadisoana+ rehetra nataony taminao.+ Ataovy miantra+ azy ny mpamabo azy ka hangoraka azy,
8 Farany, miraisa saina+ ianareo rehetra ka miaraha ory, mifankatiava tahaka ny mpirahalahy, manàna fangorahana,+ manetre tena,+