FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 3:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Koa ny vehivavy tsirairay dia hangataka zavatra vita amin’ny volafotsy sy volamena mbamin’ny lamba fitafy. Hangataka izany amin’ny mpiara-monina aminy sy ny vehivavy hafa firenena monina ao an-tranony izy. Dia ampanaovy ny zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy ireny, ary ataovy fongana ny fananan’ny Ejipsianina.”+

  • Eksodosy 12:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ary nanao araka ny tenin’i Mosesy ny zanak’Israely, ka nangataka zavatra tamin’ny Ejipsianina, dia zavatra vita tamin’ny volafotsy sy volamena mbamin’ny lamba fitafy.+

  • Salamo 105:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Nentiny nivoaka an’i Ejipta ny olony, izay nitondra volafotsy sy volamena,+

      Ary tsy nisy tafintohina teo amin’ny fokony.

  • Ohabolana 13:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Hamela lova ho an’ny zafikeliny ny olona tsara toetra, ary ny harenan’ny mpanota kosa tehirizina ho an’ny marina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara