Eksodosy 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Izaho anefa mahafantatra fa tsy hamela anareo handeha ny mpanjakan’i Ejipta, raha tsy hampiasana hery.+ Eksodosy 7:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary tsy hihaino anareo i Farao,+ ka tsy maintsy hamely an’i Ejipta ny tanako. Hoentiko hivoaka avy ao amin’ny tany Ejipta ny tafiko,+ dia ny zanak’Israely+ oloko,+ ka hisy didim-pitsarana lehibe hampihariko.+ Romanina 9:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa izay tiany hamindrana fo àry no amindrany fo,+ ary izay tiany havela ho mafy hatoka no avelany ho mafy hatoka.+
19 Izaho anefa mahafantatra fa tsy hamela anareo handeha ny mpanjakan’i Ejipta, raha tsy hampiasana hery.+
4 Ary tsy hihaino anareo i Farao,+ ka tsy maintsy hamely an’i Ejipta ny tanako. Hoentiko hivoaka avy ao amin’ny tany Ejipta ny tafiko,+ dia ny zanak’Israely+ oloko,+ ka hisy didim-pitsarana lehibe hampihariko.+
18 Koa izay tiany hamindrana fo àry no amindrany fo,+ ary izay tiany havela ho mafy hatoka no avelany ho mafy hatoka.+