Nomery 16:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa tsy ampy anao angaha ny nitondranao anay niala tany amin’ny tany tondra-dronono sy tantely mba hahafaty anay atỳ an-tany efitra,+ no mbola mitady hanjakazaka aminay toy ny andriana koa ianao?+ Asan’ny Apostoly 7:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fa ilay nanao ny tsy rariny tamin’ny namany kosa nanilika azy, ka nanao hoe: ‘Iza no nanendry an’ialahy ho mpitondra sy mpitsara anay?+
13 Fa tsy ampy anao angaha ny nitondranao anay niala tany amin’ny tany tondra-dronono sy tantely mba hahafaty anay atỳ an-tany efitra,+ no mbola mitady hanjakazaka aminay toy ny andriana koa ianao?+
27 Fa ilay nanao ny tsy rariny tamin’ny namany kosa nanilika azy, ka nanao hoe: ‘Iza no nanendry an’ialahy ho mpitondra sy mpitsara anay?+