FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 23:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ankalazao ny fetin’ny mofo tsy misy lalivay.+ Hihinana mofo tsy misy lalivay+ mandritra ny fito andro araka izay nandidiako anao ianao, amin’ny fotoana voatondro amin’ny volana Abiba,+ satria io no fotoana nivoahanao avy tany Ejipta. Ary aza misy mitondra tanam-polo rehefa mankeo anatrehako.+

  • Eksodosy 34:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Ankalazao ny fetin’ny mofo tsy misy lalivay.+ Koa araka izay nandidiako anao, dia hihinana mofo tsy misy lalivay ianao, mandritra ny fito andro amin’ny fotoana voatondro amin’ny volana Abiba,+ satria tamin’ny volana Abiba no nivoahanao avy tany Ejipta.

  • Deoteronomia 16:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Aoka hotandremana ny volana Abiba.+ Ary ankalazao ny Paska ho an’i Jehovah Andriamanitrao,+ satria tamin’ny volana Abiba no namoahan’i Jehovah Andriamanitrao anao avy tany Ejipta, tamin’ny andro alina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara